Tapatapany Tranga samihafa

Fanolanana

Naiditra am-ponja vonjimaika any Antsirabe, nanomboka ny alarobia 7 oktobra lasa teo, ny tovolahy iray, fito ambin’ny folo taona, voarohirohy ho nanolana zazavavy iray, valo taona, tany Ampatana Antsirabe. Voalaza fa mpanampy tao amin’ ny trano ipetrahan’ilay zazavavy ity tovolahy voampanga.