Sosialy Tapatapany

Fahasalaman’ny saina

Hankalaza ny iray volan’ ny fahasalaman’ny saina isika eto Madagasikara amin’ity volana oktobra ity. Natomboka tamin’ny fikaonan-doha mikasika ny fankalazana ny andro maneran-tany hiadiana amin’ny aretin-tsaina ny teto Analamanga, izay nanapahana ny fisian’ny fanentanana mitety tanàna, fizahana maimaim-poana ho an’ny CSB II Andramasina, Itaosy, Sabotsy Namehana, Talata Volonondry ary Ambanitsena.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra