Bemiray

Atrikasa fanofanana

Mikarakara atrikasa fampiofanana manoratra tantara fihaino ny vondron’ny mpiangaly tantara (VMT) ho fanatsarana ny kalitaon’ny tantara an’onjam-peo. Hotontosaina etsy amin’ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy (IKM) Antsahavola, isaky ny sabotsy hatramin’ny 14 novambra ho avy izao, ny fizaràm-pahalalana sy teknika. Lohahevitra ny hoe: « Mijoro hanome hasina ny tantara fihaino ho fialamboly, fanabeazana ary ho soatoavina ».

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra