Sosialy Tapatapany

Ady tany

Trano dimampolo misy mponina telonjato mahery no ho rava trano, etsy amin’ny Fokontany Ankadifotsy Befelatanana. Misy vahiny milaza ho tompon’ny tany ary nitondra didim-pitsarana mandrava ireo trano ireo, araka ny fitarainan’ireo mponina ireo. Nanambara ny tao amin’ny fokontany fa manana ny taratasy ara-dalàna eny amin’ny fokontany avokoa ireo mponina ireo ary efa nanajary ny tany efa am-polo taona maro.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra