Kolontsaina Tapatapany

Seho an-dampihazo

Tafaray anaty fotoana iray etsy amin’ny Plaza Ampe­filoha, amin’ny 25 oktobra ho avy izao ry Dadah Rabel, Farakely ary Ony Rakotomalala. Hanolotra fampiaraham-peo sy fiarahana an-dampihazo miavaka izy ireo izay feheziny anatin’ny lohateny hoe « Ny fihavananay ».

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra