Tapatapany Tranga samihafa

Famotorana

Araka ny loharanom-baovao eo anivon’ny Fitsarana dia tsy maintsy hisy ny famotorana momba ny tranga nahafatesana olona teny amin’ny kianjan’i Mahamasina, tamin’ny alahady lasa teo. Olana teo amin’ny fikarakarana aloha hatreto no efa fantatra fa anton’ny loza.