Tapatapany Tranga samihafa

Fakana an-keriny

Tsy nahenoam-baovao ny momba ilay tovolahy mpianatra ho mpanamory fiaramanidina nisy naka an-keriny tamin’ ny zoma lasa teo. Nanao fanambaràna ny amin’ny fahatokisan’izy ireo ny mpitandro filaminana malagasy mba hahavotsotra tsy misy fahavoazana io tovolahy io ny fikambanan’ireo Karàna mizaka ny zom-pirenena frantsay na ny Cfoim.