Tapatapany Tranga samihafa

Afaka noho ny fisalasalana

Noafahan’ny Fitsarana noho ny fisalasalana tamin’ny raharaha iray tamin’ireo naha voarohirohy azy ny mpandraharaha vehivavy iray tompona hôtely lehibe iray eny Ivato, omaly. Voampanga tamin’ny fanodinkodinambolam-panjakana tamin’ny fanaovana ny lisea teknika tany Ambalavao io mpandraharaha io.