Kolontsaina

Kudeta Anosy Handrotsirotsy ny alina ny” Alefa la mozika”

Samy manana ny hanitra ho azy ny mozika tsirairay. Isan’ny mandrafitra mozika mifangaro sy manana angola manintona sy mampitsinjaka ihany koa ireo mpikosoka kapila. Rahampitso alina, hanolotra ny “Alefa Mozika” etsy amin’ny Kudeta Anosy izy ireo. Hifandrimbona amin’izany i Schinchan sy ireo namany hotronin’ny RDJ’s Team. Tsy ny kosoka kapila ihany fa hitondra tsiro hafa mihitsy ry Quator Squad sy Nate Tex.