Tapatapany Tranga samihafa

Hain-trano

Nitrangana hain-trano, tany Taolagnaro, tsy lavitry ny Bazarikely, afak’omaly hariva. Trano maromaro no kila forehitra tamin’izany.
Tsy voafaritra mazava kosa ny niavian’ny afo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra