Tapatapany Tranga samihafa

Fikarohana

Nanaovana fombafomba sy namonoana omby, omaly, teo amin’ny renirano nilentehany ireo lehilahy telo narendriky ny lakana, tany Alarobia Ambatomanga, distrikan’i Manjakandriana, tamin’ny alin’ny sabotsy lasa teo. Tsy mbola hita ny roa lahy, araka ny vaovao voaray omaly. Ny fahatelo kosa efa hita faty tao anaty rano, tamin’ny alahady lasa teo.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra