Tapatapany Tranga samihafa

Fifandonana fiara

Tra-doza, teo am-pivoahana ny tanànan’Amparafaravola, ny taksiborosy iray marika « Mercedes Sprinter », afak’ omaly antoandro, rehefa nifandona tamina fiarakely, mialoha ny nifatrarany tamin’ny kubota iray. Naratra vokatr’izany ny mpamilin’ilay kubota.