Kolontsaina Tapatapany

Fetin’ny trozona

Nosokafana tany Sainte Marie omaly ny fetin’ny Trozona, ary haharitra hatramin’ny 14 jolay. Taorian’ny fifaninanana ara-pantanjahatena dia hitohy amin’ny foarabe sy varotra fampirantiana ny hetsika, ankoatra an’ireo fampisehoana ahitana an-dry Big Mj, Santros ary Mad Max. Hisy ihanykoa ny fifaninanana hainahandro « L’ArtKozia ».
.