Sosialy Tapatapany

Fanorenana tsy ara-dalàna

Nolavin’ny Filankevi-panjakana ny fangatahan’ny tompon’ny fanorenana etsy Alarobia momba ny fanafoanana ny didy manidy an’io toerana io noho izy tsy nahazoana alalana tamin’ny fanorenana. Ny minisi­teran’ny Fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana sy ny asa vaventy (MAHTP) no tsy nanome ny fahazoan-dalana ka namoaka ny didy laharana faha-11 251/2019, tamin’ny 3 jona lasa teo, izay mandidy ny hanidiana tanteraka ny toerana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra