Raharaham-pirenena Tapatapany

Fanohanana ny Barea

Samy namoaka fanambaràna ho fanohanana ny ekipam-pirenena malagasy na Barea tamin’ny lalao natrehan’i Madagasikara, halina, ireo solontenana sampandraharaha sy ireo masoivoho vahiny eto amintsika. Isan’izany ny solontena maharitry ny fandaharanasan’ny Firenena mikambana misahana ny fampandrosoana (Pnud), Violet Kakyomya…Zava-dehibe amin’izy ireo izao
dingana lehibe lalovan’ny ekipam-pirenena malagasy izao.