Kolontsaina Tapatapany

Dihy

Manolotra ny « #LetsDance » ny masoivohon’i Inde mba hoentin’izy ireo hampianarana dihy Indianina amin’ireo izay liana rehetra. Ny dihy “Bharatanatyam” no ampianarina isaky ny zoma amin’ny 4 ora ka hatramin’ny 5 ora ao amin’ny Masoivohon’i Inde Tsaralalàna. Maimaim-poana ny fampianarana hiarahana amin’i Arpita Mukerji, mpampianatra tena manan-talenta amin’ity dihy ity

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra