Raharaham-pirenena Tapatapany

Antoko mpanohitra

Sasa-miandry ny valin-tenin’ny minisi-teran’ny Atitany manoloana ny fangatahana nataon’izy ireo amin’ny fijoroany ho antoko mpanohitra ny antoko Tiako i Madagasikara (Tim). Manahy ny mety ho fandavana iretsy farany satria efa ho folo andro izay no nametrahana ny taratasy fangatahana io. Hanomboka anio kosa ny kaongresy nasionalin’ity antoko ity eny amin’ny Magro Tanjombato.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra