Sosialy Tapatapany

Mpivarotra tsy ara-dalàna

Noesorin’ny kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) sy ny Kaomisarian’ny polisin’ny Boriborintany fahafito ireo mpivarotra tsy ara-dalàna am-polony maro nanodidina ny toby fiantsonan’ny taksiborosy, eny Andohatapenaka. Natrehin’ny tompon’andraikitry ny tobim-piantsonana sy ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety izany.