Tapatapany Tranga samihafa

Fikarohana mpamily taksibe

Tsy mbola hita foana ilay mpamily taksibe nanao loza nahafatesana olona telo, teny amin’ny By-Pass Alasora, tamin’ny harivan’ny zoma lasa teo.Nambaran’ny zandary manao ny famotorana fa hamoahana taratasy filazana fikarohana io mpamily voarohirohy io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra