Sosialy Tapatapany

Fiahiana ara-tsosialy

Tsy hanao fitsirihana tampoka, toy ny natao teny Behoririka intsony ny Tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy fa fanohizana ny fanentanana sisa no hoentina hanampiana ireo mpiasa amin’ny fisitrahana ny zony. Marihina fa manenika ny faritra maro izany fanentanana hataon’izy ireo amin’ny mpiasa izany.