Tapatapany Tranga samihafa

Fahatrarana olon-dratsy

Tra-tehaky ny polisy ny andian-dehilahy dimy voa­tondro ho mpanafika sy mpamaky trano any Toamasina. Tranombarotra mpamongady zava-pisotro tao Tanambao V sy tranon’olona iray tany Salazamay no lasibatr’ireo olon-dratsy ireo, tamin’ny volana mey lasa teo.