Tapatapany Tranga samihafa

Roa tapitrisa ariary

Lasan’ny jiolahy valo nanafika tao amin’ny tokantrano iray tany Anjozoro-Manjakandriana ny lelavola mitentina roa tapitrisa ariary mahery, tamin’ny alin’ ny 8 jona lasa teo. Nanapoaka basy ireo mpanafika.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra