Tapatapany Tranga samihafa

Dahalo maty

Maty voatifitry ny fokonolona ny lehilahy iray voalaza fa dahalo avy nanafika tany Anjaha-Lamosina any Vohibato, afak’omaly alina. Omby efatra ambin’ny folo no lasan’ireo dahalo tamin’io fanafihana io, ka nanao ny fanarahan-dia ny fokonolona. Nisy ny fifandonana rehefa tonga tao Miadiloha-Vohimarina, ka izao nahafaty dahalo iray izao.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra