Sombiny

Raharaha Berija

Amin’ny zoma 12 marsa 2021 no hiverina hiakatra Fitsarana ny raharaha mikasika an-dRavelomanantsoa Berija, taorian’ny fampiakarany ny raharaha tamin’ny Fitsarana ambony rehefa voaheloka higadra telo taona sy valo volana amponja izy, tamin’ny volana jona 2020. Heloka bevava tamin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera na “cybercriminalité” no nanasazian’ny Fitsarana azy, toy ny fanaratsiana ny ezaky ny fanjakana momba ny fitsaboana ny valanaretina “Covid-19” tamin’ny tambavy CVO.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra