Sombiny

Fisokafan’ny Fitsarana

Amin’ny volana avrily izao no hisokafan’ny fotoam-pitsarana an’ireo raharaha mifandraika amin’ny heloka bevava ao amin’ny Tendrom-pitsarana misahana ny kolikoly (PAC). Tsy namaritra daty raikitra hanombohana an’izany sy ny filaharan’ireo raharaha hotsaraina eny antoerana kosa ny tonian’ny mpampanoa lalàna ambonin’ny PAC, Razafindrakoto Solofohery, omaly. Tafiditra ao anatin’ireo tokony handalo Fitsarana eny amin’ny PAC, raha afaka iray volana, ny raharahan-dry Razaimamonjy Claudine sy Rajaonah Mbola.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra