Tapatapany

Fanendahana vehivavy

Voasambotry ny polisy eny Tanjombato, omaly maraina, ireo telo lahy nanendaka vehivavy iray handeha haka entana teny amin’ny fiakarana Ambodivoanjo, iray volana lasa izay. Nametraka fitoriana teny amin’ny kaomisarian’ny polisy eny an-toerana itsy vehivavy itsy sady nitantara ny zava-nanjo azy. Nanao fikarohana hatrany ny polisy ka izao nahazoana vokatra izao. Vola fito hetsy ariary no lasan’izy ireo tamin’ilay fanendahana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra