Tapatapany

Fandrobana mpanao gazety

Misy fanantenana ny hahatrarana an’ireo roa lahy niditra an-tsokosoko sady nangalatra tao an-tranon’ny mpanao gazety frantsay iray monina eny Ambohitrarahaba, tamin’ny alin’ny zoma 5 marsa lasa teo. Najifan’izy ireo ny vola telo tapitrisa ariary mahery miaraka amin’ireo fitaovana elektrônika ilaina amin’ny asa fanaovan-gazety.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra