Tapatapany Tranga samihafa

Sinto-mahery

Vaoroba ny findain’ny tovovavy iray nandeha taksibe nandalo teny Manjakaray, ny zoma lasa teo. Lehilahy roa no tazana ho nanao ny asa ratsy. Niantso vonjy ireo rehetra nahita azy ireo. Nifanenjehana ka tratra tsy lavitra teo ny iray. Mbola hita teny amin’ity voasambotra ilay finday halatra. Mitohy ny fitadiavana ny namany tafaporitsaka.

 

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra