Tapatapany Tranga samihafa

Maty an-drano

Ahiana ho maty an-drano ity lehilahy hita faty nitsingevana tao anaty rano teny Ankadivory Talatamaty, omaly
antoandro ity. Tsy nahitana ratra ny vatany, hoy ny zandary nanao ny fizahana. Fantatra, avy eo, ny fianakaviany izay mipetraka eny Ivato. Natolotra azy ireo ny vatana mangatsiaka, rehefa avy nozahan’ny mpitsabo.

Misy hevitra iray

Tsindrio eo raha hamela hevitra