Sosialy Tapatapany

Fikambanana Miahi

Nanolotra fanampiana ny fikambanana mpanasa lamba eny Ambohidratrimo ny fikambanana Miahi na Marovatana Iraisantsika ka Ambohidratrimo Handroso no Iriantsika. Natao hitsinjovana manokana ireo vehivavy sahirana mpanasa lamba ao mivondrona amin’ny fikambanana Fipalame izy ireo. Koveta dimy ambin’ny folo no natolotra azy ireo. Mikendry ny hampivoatra ny faritra Ambohidratrimo ny
fikambanana Miahi.

 

Misy hevitra iray

Tsindrio eo raha hamela hevitra