Kolontsaina Tapatapany

Vokatra vaovao

Hivoaka anio ny rakitsarin’ny « Misy Anao » singa fahatelo ao anatin’ilay rakikiran’i Fy Rasolofoniaina izay hivoaka afaka fotoana fohy. Efa maro ireo hiran’ity mpanakanto ity.. Roa taona no nanolorany ny mozikany.