Tapatapany Tranga samihafa

Loza teo Analakely

Nifandona tamina fiarakaretsaka ny môtô iray, tetsy Analakely, omaly maraina. Nanao taingin-telo ny môtô. Nipitika avy teny ambonin’ny kodiaran-droa ny mpamily. Naratra vokatr’izany izy. Tsy naninona kosa ny namany roa niaraka taminy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra