Tapatapany Tranga samihafa

Halatra vatoaratra

Hitan’ny tompon’ny fiara nanala ny vatoaratra tao anatin’ny fiarany ny lehilahy iray teny Andavamamba, tamin’ny alahady lasa teo. Nifanenjehan’ny olona ka tratra teo amin’ny manodidina teo ihany ilay mpangalatra. Naterina teny amin’ny polisy izy, taorian’izay. Voatazona am-ponja vonjimaika rehefa avy natolotra ny Fampanoavana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra