Raharaham-pirenena Tapatapany

Fivahinianana any Afrika Atsimo

Tsy mila fahazoan-dalana na Visa intsony ny pasipaoro diplaomatika, ny pasipaoron’andrakitra, ary ny pasipaoro tsotra ahafahana mivahiny any Afrika Atsimo manomboka anio. Hanan-kery sivifolo andro isan-taona ny Visa mankany amin’io firenena io, araka ny nampahafatarin’ny masoivohon’i Afrika Atsimo eto Madagasikara, omaly.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra