Tapatapany Tranga samihafa

Fahitana razana

Fatin-dehilahy iray, manodidina ny 25 taona, no hita teny Namontana, omaly maraina. Nisy ratra ny vatan’io olona hita faty io. Heverina ho nisy namono izy, araka ny vinavinan’ny olona teny an-toerana. Efa eo am-pelan-tanan’ny polisy ny fanadihadiana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra