Tapatapany Tranga samihafa

Fivarotana rongony

Voarohirohy amin’ny fivarotana zava-mahadomelina ireto lehilahy dimy sy vehivavy iray voasambotra teny Andraisoro sy Ambodivona, ny alakamisy lasa teo. Mbola nahitana rongony tamina fonosana maromaro teny amin’izy ireo. Sivy ambin’ny folo hatramin’ny
roa amby telopolo taona ny salan-taonan’izy enina voasambotra ireo.