Tapatapany Tranga samihafa

Ben’ny tanàna voafonja

Voatazona am-ponja vonjimaika ny Ben’ny tanànan’Angoaka Atsimo any amin’ny distrikan’ Analalava, noho ny raharaha vono olona, fakàna vola aman’olona, firaisana amina fikambanan-jiolahy. Vehivavy ity Ben’ny tanàna ity izay sady mpitsabo eo an-tanàna, araka ny nambaran’ ny zandary.