Tapatapany Tranga samihafa

Zava-mahadomelina

Voasambotra noho ny fivarotana sy fividianana ary fifohana rongony ny olona enina teny Belambanana Andoharanofotsy, tamin’ny herinandro lasa teo. Misy mpivady amin’izy ireo. Natolotra ny Fmpanoavana ka voatazona am-ponja vonjimaika izy dimy lahy. Nahazo fahafahana vonjimaika ilay vehivavy.