Tapatapany Tranga samihafa

Tsindrona antsy

Naratra mafy voatsindrona antsy ny lehilahy iray tonga teny amin’ny sampana vonjy aina an’ny hopitaly Hjra, ny alin’ny zoma lasa teo. Noraisina avy hatrany ny fikarakarana sy ny fizahana ny fahasalamany. Voalaza fa tsy nisy atahorana ny ainy, taorian’izay.