Tapatapany Tranga samihafa

Lozam-piarakodia

Tra-doza teny amin’ny lalam-baovao teny Tsarasaotra Soavimasoandro ny fiara iray, omaly. Fantatra fa nifandona tamin’ny fiara iray hafa izy, nialohany nivadihany. Vokany, olona telo naratra voatery noentina notsaboina teny amin’ny hopitaly Hjra.