Tapatapany Tranga samihafa

Fandefasana miaramila 

Niainga teny Analakely ireo miaramilan’ny tafika hanampy amin’ny ady atao amin’ny fiparitahan’ny valanaretina « Covid-9 » any toamasina, afak’omaly. Nahitana mpitsabo sy mpitsabo mpanampy ampolony ireto nanainga ireto. Ekipa avy amin’ny « Brigade d’intervention spécial » na BIS ireo nalefa any toamasina ireo. Mampiavaka ny BIS ny fahafahana mamita iraka mivantana amin’ny fotoana ilana azy rehetra.