Tapatapany Tranga samihafa

Jiolahy roa.

Maty voatifitry ny pôlisy any Toliara ny jiolahy roa avy nanendaka olona tamin’ny alin’ny 8 febroary lasa teo. Tratra teny amin’izy ireo ny sabatra sy basy vita gasy iray. Lehilahy dimy hafa voalaza fa mpanendaka sy mpanao sinto-mahery koa tra-tehaka.