Samihafa Tapatapany

Any amin’ny hôpitaly.

Tsy mbola misy ny fakàna am-bavany ilay mpamily tsy ampy taona nitondra fiara marika “Mercedes Sprinter” iray, izay nitera-doza nahafatesana olona iray teny Fenoarivo, tamin’ny zoma 8 febroary lasa teo. Mbola mitsabo tena eny amin’ny hôpitaly io ankizy io hatramin’ny omaly.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra