Sosialy Tapatapany

Valin’ny Bakalorea

Namoaka ny valim-panadinana bakalôrea ny tany Mahajanga, omaly, taorian’i Toamasina sy Fianarantsoa. Nahatratra 43,69% ny taham-pahafahana tamin’ny bakalôrea ankapobeny. 68,55% kosa ho an’ny sokajy teknika. Voalaza fa amin’ny 14 novambra ho avy izao no hivoaka ny voka-panadinana eto Antananarivo.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao