Tapatapany Tranga samihafa

Mpanendaka

Voasambotry ny polisy nanao fisafoana teny Ambodin’Isotry, tamin’ny alin’ny zoma lasa teo, ny mpanendaka iray nitondra basy poleta sy antsy roa. Mbola nahitana bala vitsivitsy niaraka tamin’ny basy tany aminy.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao