Nanomboka, omaly, indray ny andiany faharoa hitsarana an’ireo raharaha eny amin’ny Fitsarana manokana misahana ny kolikoly (PAC) eny 67Ha. Raharaha am-polony maro no handalo eny mandritra ny roa herinandro eo ho eo. Miisa fito ambin’ny folo ireo raharaha voatsara teny an-toerana tamin’ny andiany voalohany.
10/11/2020
-
Zarao!
Fitsarana kolikoly
10/11/2020
Hanome hevitra