Tapatapany Tranga samihafa

Faty nihantona

Nahitana fatin-dehilahy nihantona tamin’ny hazo, tany Antsongombato, Mandoto, afak’omaly. Tsy nisy nahafantatra azy ireo nanatri-maso. Voalaza fa tsy nentina tany an-tanàna fa voatery nalevina teny an-toerana ny razana noho ny fahasimbany.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao