Tapatapany Tranga samihafa

Fanolanana

Nalain’ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona, any Antsirabe, omaly, ny lehilahy iray voatondro ho nanolana zazavavikely 10 taona. Fantatra tamin’ny fanadihadiana fa naharitra herintaona no nanaovan’ity tovolahy ity ny herisetra ara-pananahana tamin’io zaza io.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao