Raharaham-pirenena Sombiny

Fanenjehana mpitondra ambony

Nitohy, omaly, ny fivoriam-baomiera mikasika ny fanenjehana an’ireo mpitondra ambony eny amin’ny Antenimieram-pirenena. Nambaran’i Tsabotokay Honoré, filohan’ilay vaomiera, fa tsy maintsy hotratrarina amin’ny 17 novambra 2020 ny fanolorana an’ireo raharaha roa ambin’ny folo ilàna ny fankatoavana depiote. Handeha mialoha izany ny fihainoana an’ireo minisitra telo teo aloha voasaringotra tamina raharaha fanodinkodinam-bolam-panjakana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao