Tapatapany Tranga samihafa

Fahatotorana

Efa hita, afak’omaly, ny telo tamin’ireo razana dimy tototry ny tany tamin’ny lava-bato tany Vohémar, tamin’ny sabotsy lasa teo. Eo am-panaovana ny fanadihadiana sy ny famotorana hahafantarana ny zava-nisy marina tamin’io fihotsahan’ny tany io ny zandary any an-toerana.

Hanome hevitra

Tsindrio eo raha hamela hevitra

Loham-baovao